D-LAIN AROSOY AM’ZAY (CLIP OFFICIEL 2018)

Mise à jour le 20/05/2022 | Publié le 31/07/2018 | D-Lain, Musique malgache, Portail de la Musique africaine

Nombre de vues

1034862

Description de la vidéo

Chanteur : D-LAIN
Parole: AROSOY AM’ZAY / D-LAIN Chanteur-Interprète-mélodiste/Singer-Performer-melodist

Page officielle facebook: https://www.facebook.com/DLainOfficiel/

1) MIALATSINY RAHA TSY MAINTSY MITENY
EFA ELA, EFA ELA IHANY IZAY
NIRENIRENY, NIHODIKODINA NAMPIARAKA TENY
TSY ALEO VE, TSY ALEO AROSO AMIN’IZAY.

FA IANAO ILAY TOKAKO AHY IRERY
TSY ATAKALOKO SAO AHO VERY
IANAO IHANY RAHA MBOLA ETO AN-TANY
MIARAKA FOANA DIA MIARAKA MIARITRA
IZAY MANOLOANA IRAHA-VAHANA
IANAO IHANY TSY ASOLOKO IZANY.

REF ×2 : FA TIAKO IANAO MAMIN’NY AIKO
IZAHO TSY VERY RAHA EO FOANA IANAO
IZAO DIA IZAO! IZAHO TSY HIANDRY
RAHA SITRAKAO IANAO HO AHY.
[OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH] ×2

2) MIALATSINY RAHA MATETI-PIAVY
FA NY FO TSY METY MIONONA
NA INON-KIDONA, NA INON-KIHATRA
IZAHO TSY HIALA
IZAHO ATY DIA EFA VONONA.

FA IANAO… TSY ASOLOKO IZANY
REF
OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH
REF
TSY MISY HAHASAKANA NY DIA, TSY MISY HAHASAKANA AHY(X4)

[OH OH OH (×2)
OH OH OH OH TIAKO EH EH] ×2

Publié par Bourbon Digital

Bourbon Digital est une agence web, basée à la Réunion, partenaire Google Cloud en France, France d'Outre-Mer et en Afrique francophone. Offreur de solutions professionnelles, conseils, accompagnement de projets web des plus simples aux plus complexes.

Les dernières vidéos

D-LAIN BÔJO (Official Lyrics Video)

D-LAIN BÔJO (Official Lyrics Video)

Nombre de vues 212828 Description de la vidéo #DLain #Bojo #BojoDLain #NouveautéGasy#HiraMalagay#HiraGasy2022 Chanteur-Interprète-mélodiste/Singer-Performer-melodist Page officielle facebook: https://www.facebook.com/DLainOfficiel/

0 commentaires

Soumettre un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée.